Dikan'ny teny : hintsana

Hampiditra dikany hafa
a.: Firarahana, filatsahana na fialana avy amin' ny toerana nisy azy, toy ny ravinkazo, na voankazo, na voninkazo, na volo... - t.i.f.: Ahintsana, voahintsana / manintsana, fanintsana, mpanintsana / anintsanana, fanintsanana I mihintsana, fihintsana, mpihintsana / ihintsanana, fihintsanana / mahahintsana / hintsankintsana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066