Dikan'ny teny : himoka
Hampiditra dikany hafa
Himokimoka p,t. na a: Manakombona mafy ny vava mba tsy hivoaka ny hehy ; fitanana ny hehy tsy hipoaka. - t.i.f.: Himohina, ahimoka, tafahimoka 1 mihimoka, fihimoka, mpihimoka I ihimohana, fihimohana / mahahimoka / hfmokimoka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha