Dikan'ny teny : hevy

Hampiditra dikany hafa
Hevihevy a: Fikivilivilian'ny zavatra mihantona. - t.i.f.: Ahevihevy, tafahevihevy / mihevihevy,fihevihevy, / ihevihevena, fihevihevena / mahahevihevy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067