Dikan'ny teny : hetraketraka

Hampiditra dikany hafa
a.: Fireharehana na fampiasana hery amin'ny madinika, amin'ny famelezana azy na filana ady aminy na fanimbanany zavany: Tsy tantiko ny hetraketraky ny zanakao fa simbany daholo ny kilalaon-janako. - t.i.f.: Hetraketrahina / mihetraketraka, fihetraketraka, mpihetraketraka / ihetraketrahana,fihetraketrahana. ΒΆ M.h.: Setrasetra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0206