Dikan'ny teny : hembahemba
Hampiditra dikany hafa
a.: Fihofahofana (fiteny amin'ny saina mikopakopaka indrindra). • Fambaran'aretina. i tif: Hembahembaina, ahembahemba, voahembahemba I manembahemba I anembahembana, fanembahembana j fihemba.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha