Dikan'ny teny : hazalambo
Hampiditra dikany hafa
Fikarohana hatraiza hatraiza ary amin'ny fomba rehetra sy tsy ananana indrafo ny olona na vondron'olona manokana tadiavina sy hosamborina. Ahitsio
(06/08/2014 14:26 - Nampidirin'i jentilisa)
Hametraka hevitra
Midira aloha