Dikan'ny teny : hazaina
Hampiditra dikany hafa
(haza) mt.ih. (hazao): Samborinat Trandraka no nohazainay. • Karohina, tadiavina; enjehina: Nohazaina ilay mpigadra nilefa fa tsy azo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha