Dikan'ny teny : hatsotso
Hampiditra dikany hafa
a: Laingalainga mba hampihomehy: Fantatro ny hatsotsonao Rakoto a! 1 p.t.: Mpandaingalafnga mba hampihomehy, kapotsaka: Hatsotson'olona re izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha