Dikan'ny teny : hatso

Hampiditra dikany hafa
Hatsohatso ft.: Hafotsy manjopiaka sy hadio manganohano. ~ H,o.: Lainga tsara afina. - t.i.f: Mangatsohatso.? F.-p.: Milaza hatsohatso: mamoron-dainga tsara lahatra mba ho tian'ny olona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102