Dikan'ny teny : hatsihina

Hampiditra dikany hafa
(hatsika) mt, ih. (hatsiho): Antsoina amin' ny fihetsiky ny loha na ny tanana: Hatsiho fotsiny izy fa axa mikiakiaka 1 Fahanana (basy), vaikaina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066