Dikan'ny teny : hatsahana
Hampiditra dikany hafa
(hatsaka) mt. th. (hatsaho): Atao mitovy tantana, faranana: Mbola tokony hohatsahana ity tany eto ity fa misy mivohitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha