Dikan'ny teny : hatoranana
Hampiditra dikany hafa
(torana) a.: Toetran'ny olona torana, tsy mahatsiaro tena tampoka, safotra: Ratsy raha dia maharitra ela loatra ny hatoranana
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha