Dikan'ny teny : hatevenina
Hampiditra dikany hafa
na Hatevezina (te-vina) mt, ih, (hateveno, hatevezo): Atao matevintevina kokoa: Hateveno ny lalotra fa manify loatra izy izany. ? Atao matetika kokoa, mifanety kokoa, asiana sosona: Tsy nohateveninareo ny ketsa ka jereo fa keiy ny vary azo. ~ Ampitomboina hasina: Hatevezo, rankizy, ny anaran-drainareo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha