Dikan'ny teny : hataina

Hampiditra dikany hafa
(taina) mt.ih. (hatao): Ampirehetina hatao kitay: Raha bozaka kely io no hatainao, tsy hahamasa-bary ianao. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074