Dikan'ny teny : hasinina

Hampiditra dikany hafa
1. (hasina) mt, ih. (hasino): Omena hasina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (hasina) mt. ih. (hasino): Omena hery amin'ny alalan'ny fivavahana, tsitsika, fitsofan-drano; hamasinina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068