Dikan'ny teny : harangaranina
Hampiditra dikany hafa
(harangaranina) mt. ih. (harangarano): Jerena amin'ny loaka kely, tsikilovina: Noharangaraniko tamin'ny uarauarankely ilay vahiny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha