Dikan'ny teny : haotraorina

Hampiditra dikany hafa
(haotra) mt. ih. (haotraory): Kaohina amin' ny hohon-tanana mba hanalana ny hidihidy: Haotraory kely ato amin'ny lamosiko ato. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0506