Dikan'ny teny : hangana

Hampiditra dikany hafa
p.t.: Mangidy. • La-fo, tsy ara-bidiny fa mihoapampana loatra: Manao hangana loatra ianao ka hividy any an-kafa aho. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009