Dikan'ny teny : halavana

Hampiditra dikany hafa
Fahalavana (lava) a.: Toetran'ny zavatra lava hita-maso: Ampiasao eto ny halavanao. / Ny halavan'rty Iatabatra ity no tsy hahatafidirany ao amin'io efitra io. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0081