Dikan'ny teny : hakiho

Hampiditra dikany hafa
a: Halavan-drefy hatreo amin'ny loba fanondroadala ka hatreo amin'ny kiho (mitovy amin'ny roa ambin'ny folo zehy). ? p.mt.: Hatreo amin'ny kiho ny halaliny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072