Dikan'ny teny : haka
Hampiditra dikany hafa
1.
ft.: Fotsy botsiaka, mai-na. / t, t f.: Mangaka I mangagaka
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a: Sakaiza: Tonga ilay haka ~ p. t.: Fatratra, mahay, kinga: Hakavavy amin'ny fihaingoana Ramatoa iny. /Manao azy ho haka loatra ranamana in y. Fano sesika: Tonga haka ny takoribabon' ny akoho.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha