Dikan'ny teny : hajia

Hampiditra dikany hafa
a.: Vola (na zavatra) fandoa araka ny fomba efa narahina ela ho fanajana sY ho fanoavana ny mpanjaka na ny tompomenakely na ny olona ambony. (Hatramin'ny vodiakoho naterina ho an' ny ray aman-dreny avy aza dia natao hoe hajia, ka araka izany, dia angamba mety ho avy amin'ny teny hoe haja ihany ny hajia). ~ (Ankehitriny) Ilay singan-tsary kely saram-pandefasana taratasy amin'ny paositra. Misy hajia karazany roa: ny hajian-taratasy ary ny hajian-ketra, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092