Dikan'ny teny : hahazana
Hampiditra dikany hafa
(hahy) a.: Ny zavatra ahahy, ny zavatra tiana ho maina ka apetraka eo amin'ny hainandro: Vato taindry hahazana (ilazana ny vato atafngina eo amin'ny sisin'ny tsihy anahazam-bary mba tsy hikopahan'ny tsihy rehefa tsofin'ny rivotra). * Ohab.: Aza atao vato tain-dry hahazana: enti-milaza fa izay nhavita soa ny tena dia tsy tokony hatao tsinontsinona na dia tsy misy hilana azy intsony aza,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha