Dikan'ny teny : hafanana
Hampiditra dikany hafa
1.
(fana) a.: Firehidrehitra, fangotrakotraka: Ny hafanan'ny afo no mahamasaka ny nahandro. •Fanevokevoka, figaingaina: Milet tsy ho tanty ny hafanà n'ny andro amin'ny aty fahavaratra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
tsy anerany. 1 Fahavorlam-bahoaka betsaka misy lanonana malaza. - t.i.f.: Mangetrika, mangetriketrika / manetriketrika, fanetriketrika / angetriketrehana, anetriketrehana, fangetriketrehana, fanetriketrehana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha