Dikan'ny teny : habobo
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Ilay ronono tsy mbola tena madio avy amin'ny ombivavy ny andro fahatelo aorian'ny iterahany. 1 Ronono ampandrina andro vitsivitsy hivaingana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Lainga na filazana tafahoatra hamitahana, tan-tara valamaty: Milaza habobo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha