Dikan'ny teny : haba
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Vola aloa ho hofantoerana (haban-tsena), na vo-la alaina amin'ny varotra eny an-tsena na mandalo ny toe• rana efa voadidy ho fakana izany. (Taloha raha tsy na-nome vola ny tompon'entana, dia ny entam-barony mibitsy no angalana mba hatao baba: ohatra, ny rofia iray lanjana dia nakana iray singotra ho haba).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Firavaka mihorona boribory manodidina ny hatotanana. (Teny misy ifandraisana amin'ny haba: Hidivava, hosina, tsimikatona).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha