Dikan'ny teny : gorobahana
Hampiditra dikany hafa
(gorobaka) mt. ih. (gorobahy): Loahana tanteraka an-daniny sy an-daniny avy: Nogorobahan'ny tontakely ny rindrin-dry zareo ato avaratra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha