Dikan'ny teny : goraraika

Hampiditra dikany hafa
na Koraraika a.: Feo re avy amin'ny fandehandehanan'ny rivotra na ny ranon-javatra any amin'ny lalan-kanina. - t.i.f.: Migoraraika, figoraraika ( mahagoraraika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.007