Dikan'ny teny : goka
Hampiditra dikany hafa
a,: Fisotroana -feno fanaranam-po. i Gohina 1 migoka, figoka, mpigoka / igohana, figohana / mahagoka. - F.-p.: Manao gok'omby: misotro rano migorodana be ohatra ny fanaon'ny omby.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha