Dikan'ny teny : gohina

Hampiditra dikany hafa
(goka) mt. ih. (gohy): Sotroina amim-pankacitrahana ary betsaka: Nangetaheta mafy aho ka nogohiko ilay ranom-boankazo teo ambony latabatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068