Dikan'ny teny : gineja

Hampiditra dikany hafa
(geja) mt. ih. misy tsofoka in: Voageja, gejaina, tazonina mafy: Noginejany ny tanako. 1 Tanana: Raha tsy nogineja tao am-pahitra ny omby mety ho nilatsahan' ny varatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069