Dikan'ny teny : ginaika

Hampiditra dikany hafa
(gaika) mt. ih, misy tsofoka in: Gehina, voafehy mafy: Noginaikany mafy tamin'ny etra ny ualahany, ? Alaina an-keriny: Noginaiky ny mpanjana-tany ny tanin' ny teratany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068