Dikan'ny teny : gedrogedro
Hampiditra dikany hafa
a.: Fimenomenonana miaraka amin'ny taraindraina sy ny endrika mifararemotra. - t.i.f.: Migedrogedro, figedrogedro mpigedrogedro I igedrogedxoana,figedrogedroana / mahagedrogedro.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha