Dikan'ny teny : gatry
Hampiditra dikany hafa
1.
a. (f.t.m.): Anaram-bosotra omen'ny olona ny polisy na antilim-bohitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
p. t. (f t. m.): Maints, mivembena, miraingiraingy, varivarinY. ΒΆ M.h.: Varivariny, maints, jobo, doroka, jofotra. didy, tafiditra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha