Dikan'ny teny : fotorana

Hampiditra dikany hafa
na Fotorina (fototra) mt. ih, (fotory): Raisina eo akaikin'ny fototra: Fotorina ny zanakazo vao ongotana. • Anontaniana tsara, adinina fatratra: Fotory tsara ny voampanga. • Dinihina, fakafakaina, hadihadina:Fotorana ny raharaha alohan' ny hirosoana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075