Dikan'ny teny : foretaka

Hampiditra dikany hafa
p.t.: Voan'ny fotaka malemy na n? ranom-potaka na zavatra mifetaka. - t.i.f.: Foretahana, aforetaka f mamoretaka ) miforetaka, fiforetaka ) iforetahana,fiforetahana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0808