Dikan'ny teny : fontsy
Hampiditra dikany hafa
1.
a,: Karazan'akondro be voany, izay atao koa hoe akondro afontsY.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
na Fontsina a.: Anarana ilazana ny ravinala rehefa antitrantitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha