Dikan'ny teny : folahina
Hampiditra dikany hafa
(folaka) mt.ih, (folaho): Tapahina fa tsy tangarana: Nofolahiny ny rotsakazo. ? Ampanekena, atao izay hahendry azy: Folaho ny ombinareo, / Tsy azony nofolahina mihitsy ilay zanany, ? Asampin ka aforitra: Folaho ny lambanao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha