Dikan'ny teny : foizina

Hampiditra dikany hafa
1. (fo) p.t.: Mora tezitra aoka izany, kitokitoina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (foy) mt.ih. (foizo): Atao izay hahavakian'ny atody misy azy. 1 Potsirina, vonoina: Foizo io hao io. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0081