Dikan'ny teny : fofoka
Hampiditra dikany hafa
a.: Dona, fahavoazana, fahatrarana. 1 Sery be. 1 Fofohana, afofoka, voafofoka, tafafofoka f mamofoka, famofoka, mpamofoka 1 amofohana, famofohana / mifofoka, fifofoka, mpifofoka / ifofohana, fifofohana 1 mahafofoka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha