Dikan'ny teny : fofohana
Hampiditra dikany hafa
(fofoka) mt. ih, (fofohy): Asiana, velezina: Nofofohany daka ilay namany, / Voa, tratra, azo: Fofohan' ny tazo ao i zokinao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha