Dikan'ny teny : foara
Hampiditra dikany hafa
(fr. foire) a.: Tsana lehibe ivarotana sy ampisehoana ny vokatry ny. fambolena, fiompiana sy taozavatra fanao isan-taona amin'ny tanĂ na iray: tsenabe.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha