Dikan'ny teny : foa
Hampiditra dikany hafa
t.p.: Enga anie! (fitsofandrano entina mirary: asiana rano tokoa ao anaty vava izay alefa tsikelikely isaky ny manonona hoe "foa, foa").
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha