Dikan'ny teny : fizotra

Hampiditra dikany hafa
(zotra) a.: Fomba na toetran'ny zavatra na olona mizotra, izany hoe mandeha milamina tsara: Araho tsara ny fizotron'ny tantara. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0432