Dikan'ny teny : fiziriziriana
Hampiditra dikany hafa
(ziriziry) a.: Firidiridiana, fanaovana di-doha, fllriribibiana: Nahasosotra ny olona ny fiziriziriany teo amin'ny adihevitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha