Dikan'ny teny : fizakana
Hampiditra dikany hafa
1.
(zaka) a,: Fiaretana, fandeferana: Zava-taarotra ny fizakana ny latsa sy ny est), t• Fandidiana, fandaharana: Ny fizakako ny fananako, 1 Fitondrana, fananana: Fizakana ny zo malagasy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(zaka) a.: Fitenenana, firesahana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha