Dikan'ny teny : fivongaingy
Hampiditra dikany hafa
(vongaingy) a.: Toetran'ny olona mivongaingy, izany hoe miforitra eo ambanin'ny enta-mavesatra, milonjehitra,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha