Dikan'ny teny : fivokisana

Hampiditra dikany hafa
(voky) a.: Fanaovana voky, fihinanana araka izay tiana, fialàna fo:Tsy tsara ny fivokisana raha vao avy narary. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066