Dikan'ny teny : fivizatra
Hampiditra dikany hafa
(vizatra) a.: Fomba na toetran'ny olona mivizatra, izany hoe miteny miriadriatra miaraka amin'ny endrika mifandrirodrirotra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha