Dikan'ny teny : fivarinana
Hampiditra dikany hafa
(varina) a.: Fidinana mikorisa, fianierana arahim-pikodiadiavana: Fivarinana an-kady no nahazo andRabe raha tsy voatohan' ny vodihazo teo amoron-kady izy. ? Fietrena voninahitra: Tana fivarinana mihitsy ny an-dRakoto nanambady olona ambony toetra toa iny!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha